Tuesday, December 12th, 2017
HomeJeunesseRafraîchir nos infrastructures sportives

Rafraîchir nos infrastructures sportives

Ho velomintsika indray ny toerana fanaovana fanantanjahantena sy lanona
eto Antalaha, mandrapahavitan’ny ho manarapenitra tsara dia ho diovintsika izy ireo aloha.

Ny Kaominina Antalaha dia mihezaka hanatsara hatrany ny toe-piainan’ny mponina ao aminy na dia mbola kely aza ny enti-manana. Ny ezaka aloha dia aseho tsara ary atao izay hamerenana indray ny toerana filalaovana baolina basket toy ny stade Rolland Garros (izay lasa fanaovan’ny olona maloto fotsiny) sy ny stade municipal izay misy mampiasa be indrindra. Na dia tsy mbola io aza ny tanjona ho tratrarintsika satria tsy maintsy ho tonga amin’ny fanaovana gymnase couvert manarapenitra izy io, aleo aloha haverina ireo toerana ireo mba hilalaovana indray mandeha. Manabe ny tanora ireo toerana ireo no sady koa mampidi-bola amin’ny kaominina.
Mbola tsy tonga lafatra aloha fa izay azo atao dia tsy maintsy atao mba hanatsarana ity tananan-tsika ity.

Nous allons « commencer » à ressusciter nos stades avant de les réhabiliter comme il se doit plus tard
*****
La Commune Urbaine d’Antalaha fait de son mieux pour améliorer le confort des citoyens avec le peu de moyen en sa possession. En attendant la réalisation d’un projet « plus grand » concernant la réhabilitation d’un gymnase couvert et d’un stade digne de ce nom, la Commune a décidé d’abord de faire revivre le stade Rolland Garros, les gens y viennent pour faire des tournois de Basketball, des manifestations musicales etc, il était hors de question de le laisser à l’abandon, devenir comme jusqu’à ce jour, un lieu de dépravation où les immondices se disputent avec les drogués. Pareillement, le stade municipal doit faire un petit lifting – pas encore au top – mais au moins propre.

FOLLOW US ON:
Omena hasina ny Poli
Locations des salles